Entry | 1 sambasamba |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Teny atao ho fisaorana an' Andriamanitra, raha misantatra zavatra na mihinana sakafo tsy mbola nohanina 4 Fanandramana voalohany 5 Teny firariana raha tratran' ny taona vaovao; tenim-pirariana sy firavoana amin' ny fandroana: Sambasamba Andriamanitra Andriananahary [1.1] |
Explanations in English |
6 a word used in greeting the queen [1.7] |
Explanations in French |
7 souhait, bénédiction, remerciement que l'on prononce en s'adressant à Dieu, quand on mange des fruits nouveaux, qu'on se sert d'une chose pour la première fois et surtout lorsqu'au Fandroana on s'asperge la tête de l'eau lustrale et qu'on mange le Jaka. La formule commence ainsi: Sambasamba, Andriamanitra, Andriananahary... [1.3] 8 salutation adressée à la reine ou à un personnage important; félicitations [1.8] |
Derivatives |
|
Updated on 2024/12/11 |