|
|
|
|

Entry1  sampaho
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ny taho kelin' ny hazo misy ny voa; ny voankazo miraikitra amin' io taho kely io: Tarafo ny rano fa ho hitanao ao / Ny nakako voahirana indray maka izay, / Ka tsarovy ny teny nataoko aminao / Raha nanolotra anao ny sampahony iray. (Ratsimiseta) [1.1]
4  fitambaran'ny voakanzo iray tangozana [1.13]
Explanations in English  5  a cluster, esp. of fruit like grapes [1.7]
Explanations in French  6  grappe [1.8, 1.13]
7  (tiré de faho : ce qui est serré). Inflorescence dont les fleurs sont serrées les unes contre les autres. Grappe dont les fruits sont très serrés. [Merina] [1.196]
Examples  8  voaloboka misy poizina no mba voalobony, sampaho mangidy no mba azy. [2.996#05.032.032]
Vocabulary  9  Botany: (in general)
Analogs  10  fampaho

Anagrams  11  hasampo, sampaho

Updated on 2020/10/13