Entry |
sampona
|
Part of speech | noun or adjective
|
Explanations in Malagasy | Zavatra sendra miseho na tonga ka misakana tsy hanatanteraka izay efa nokasaina hatao; sakana: Ho tonga aho raha tsy misy sampona Voasakana, voatana: Sampona ny diany ~ Sampon' ny fahafatesan-dreniny izy ka tsy tonga [1.1]
|
Explanations in English | A hindrance Hindered [1.7]
|
Explanations in French | Empêchement Empêché [1.8]
|
Examples | Nanomanomana ny hiakaran-dRazaimalala any Imerina Ramatoa Ramavo, nefa sampona ny dia, fa nararirary Ingahy Rainialijaona.
[2.324]
|
Derivatives |
Proverbs |
|
Entry |
sampona
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Zavatra na olona manana toetra tsy araka ny hita andavanandro fa hafahafa: Trondro sampona [1.1]
|
Explanations in English | Malformed offspring [1.7]
|
Explanations in French | Enfant mal formé, monstre [1.8]
|
Compound words |
|
|