Entry | 1 sandana |
Root | 2 sanda |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny zavatra anomezana sanda amin' ny fifanakalozana: Zavatra mitovy vidy ireo ifanakalozanareo ireo, ka raha sandanao ny anao, maty antoka ianao [1.1] 5 asiana sanda na fanampiny mba hahafeno azy [2.285#217] |
Morphology |
|
Anagrams | 10 asandan, nandasa, nasanda, sandana |
Updated on 2023/01/20 |