|
|
|
|

Entry1  sandrana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Tanala] (sandraña) zavatra nafadin'ireo razana fahagola ka mbola fadin'ny taranaka ankehitriny aty aoriana indray
4  [1.1] [Tambahoaka] Teny enti-milaza fady tsy azo atao mihitsy mihitsy fa raha mandika azy hiharan' ny fahafatesana irahin' ny razana amin' ny tena
5  [1.1] Zavatra na hanina nanafaran'ny Razana tsy ho azo atao na hohanina
Vocabulary  6  Religions, Beliefs
Synonyms  7  sandra
Proverbs  8  Proverbs containing the word sandrana

Anagrams  9 

Updated on 2025/01/21