|
|
|
|

Entry1  sandrana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  (sandraña) zavatra nafadin'ireo razana fahagola ka mbola fadin'ny taranaka ankehitriny aty aoriana indray [Tanala] [1.78]
4  Teny enti-milaza fady tsy azo atao mihitsy mihitsy fa raha mandika azy hiharan' ny fahafatesana irahin' ny razana amin' ny tena [Tambahoaka] [1.1]
5  Zavatra na hanina nanafaran'ny Razana tsy ho azo atao na hohanina [1.1]
Vocabulary  6  Religions, Beliefs
Synonyms  7  sandra
Proverbs  8  Proverbs containing the word sandrana

Anagrams  9  andrasan, nandrasa, nasandra, sandrana

Updated on 2020/07/31