Entry (1/2) | 1 sandrify |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavamaniry rarin' ny vehivavy hatao harona eo amin' ny fotoana anaovana hasoavana ny zaza [1.1] |
Explanations in French |
4 espèce de palmier dont les feuilles sont employées dans la circoncision [1.3] 5 (dialecte non précisé). D'après Malzac, ce serait un Palmier dont les feuilles sont employées lors de la circoncision. [1.196] |
Vocabulary |
6 Botany: palm |
Entry (2/2) | 7 sandrify |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 haronkely mifanarona sady fisaka [Taisaka]
[1.78] 10 kitapo [Sihanaka] [1.78] 11 haron-kely mifanarona somary lakana fitehirizana zavatra ilaina toy ny bokim-pianarana, vola, firavaka, ody na zavatra hafa [Tanala] [1.78] 12 Haronkely fitondran' ny mpianatra ny zavajavany kely momba ny fianarana [1.1] 13 karazan-kitapo voarary vita amin'ny zavamaniry [1.13] |
Explanations in French |
14 sac de paille [1.13] |
Updated on 2020/10/12 |