Entry | 1 sangina |
Root | 2 sangy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Anaovana kivazivazy, lalaovina: Nosangin' Ikoto ny zandriny dia nitomany 5 Hetraketrahina, sorisorenina: Sangin' Isambilo foana ny zanako ka tsy nety nianatra intsony 6 Kasikasihina ho mari-pisakaizana tafahoatra: Henoko fa sangin' ialahy i Soa zanako; atsaharo izany! [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 asangin, asingan, isangan, nasangy, nasinga, nisanga, sangany, sangina, singana |
Updated on 2023/01/20 |