|
|
|
|

Entry1  sangongo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Bezanozano] Trafo amin'olona
4  [1.78] [Sihanaka] trafo
5  [1.1] Fitangoronana maro be (toy ny zanak' akoho na ny ankizy manodidina an-dreniny, na ny andiantantely), vangongo
Antontan-javatra
Ireo kitro fahita amin' ny soroky ny mpilanja filanjana
Explanations in French  6  [1.3#576] réunion d’un grand nombre, comme des poussins, des enfants auprès de leur mère, groupe de fourmis, essaim d'abeilles, monceau d’objets, durillon qui se iorme sur les épaules des porteurs.
Examples  7  Ny sangongo dia trafo eo amin' ny olona iray, ahalalana azy fa tsanganan-javatra ka hanajana azy. [2.245#]
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
Synonyms  12  tangongo, vangongo

Updated on 2025/01/21