|
|
|
|

Entry1  santimetatra
Part of speech  2  noun
Explanations in English  3  [3.1] centimeter
Explanations in French  4  [3.1] centimetre
Examples  5  [2.895#] Nokendain'i Fandrava indray ny tendany ka raha tsy nintranga nisy folo santimetatra ny lelany tsy nesoriny ny tanany.
6  [2.508#] Lakambe natao tamin' ny hazoala ary mirefy folo metatra amin' ny lavany, iray metatra amin' ny sakany ary sivifolo santimetatra amin' ny halaliny.
Vocabulary  7  Space
Compound words 

Updated on 2024/12/07