|
|
|
|

Entry1  santionany
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Sombiny kely, tapiny: Vao santionany vitsivitsy mialoha lalana fotsiny amin' ny valala izao hitantsika izao ~ Santionany amin' ny haratsiany izao asehoko anao izao

Anagrams  4  antsonainy, antsoninay, iantsonany, isintonana, nantsoinay, nasintonay, niantsoany, nosintaina, notanisain, santionany

Updated on 2025/01/21