|
|
|
|

Entry1  sarandrana
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Adjectives :
Vocabulary  6  Economy: clothing
Explanations in Malagasy  7  Lamba lavalava ataon' ny lehilahy manodidina ny feny sy ny valahany [1.1]
8  salaka [Bezanozano] [1.78]
Explanations in French  9  longue toile que les hommes passent entre les jambes et autour des reins. Comme salaka. [1.3]
Examples  10  Ary lobaka mitsindry sarandrana no mendrika ho fanaony amy ny filaharana; [2.59]
Synonyms  11  sadika, salaka

Updated on 2020/07/31