|
|
|
|

Entry1  saribakoly
Root  2  sary
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  saripapety [Taifasy] [1.78]
5  Sariolona izay matetika vita amin' ny bakoly, ka ataon' ny ankizivavy kely kilalao kizanajanaka [1.1]
Explanations in English  6  a doll [1.7]
Explanations in French  7  poupée [1.8]
Examples  8  Tereny izy hanao saron-tava, ho lasa saribakoly, ampitondrainy anarana hosoka, aseho ho toy ny tsy afaka miara-monina amin' ny hafa, tena tsy avotra intsony. [1.369#]
9  Tsy Ratovo ihany anefa no voa fa any an-takona any dia misy fo mijaly, eritreritra marary, ary fanahy fadiranovana, mahita maso ity zazavavy toy ny saribakoly eo anoloan' ny trano bongo. [2.895#]
Vocabulary  10  Game

Updated on 2021/07/03