|
|
|
|

Entry1  saridinina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] [fr. sardine] Karazan-trondro madinika fahita amin' ny ranomasin' i Mediteranea, izay mivelona manao andiany miara-dia maro be. (Tehirizina amin' ny diloilo anaty boaty vifotsy ny sardinina ka tonga laoka matsiro fatratra)
Vocabulary  4  Zoology: fishes
5  Economy: food

Anagrams  6  nasidrainy, saridinina

Updated on 2020/07/31