Entry (1/4) | 1 sariko |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
7 Ozona na ompa ratsy [1.1] |
Explanations in French |
8 malédiction, imprécation [1.3#582] |
Entry (2/4) | 9 sariko |
Root | 10 sary |
Part of speech | 11 noun sary and pronoun |
Examples |
12 sariko io, tompoko, hoy izy. [2.499#55] 13 Tsy notohizany ny teniny, ary tsy nilaiko ho heno koa, satria fantatro ny antony tsy itiavany hitahiry ny sariko intsony. [2.471#] |
Entry (3/4) | 14 sariko |
Root | 15 sarika |
Part of speech | 16 noun sarika and pronoun |
Entry (4/4) | 17 sariko |
Root | 18 sary |
Part of speech | 19 passive verb sarina and pronoun |
Anagrams | 20 korisa, sariko |
Updated on 2022/06/22 |