|
|
|
|

Entry1  sarimpapango
Elementary words  2  sary, papango
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Taratasy voarary amin' ny hazo maivana izay rohizana amin' ny kofehy, ka sintonina mihazakazaka ilay kofehy, dia misondrotra tsikelikely ilay sarimpapango ary misononoka eny amin' ny rivotra eny [1.1]
Vocabulary  5  Game
Analogs  6  papangohazo

Updated on 2024/11/01