|
|
|
|

Entry1  sasahina
Root  2  sasaka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Zaraina roa mitovy: Sasaho ity vary ity hanomezantsika an-dry Ikoto atsy avaratra fa tsy nahazo vary, hono, izy [1.1]
Explanations in French  5  qu'on partage en deux parties égales. Sasaho tsara ity kisoa ity: partagez bien ce porc en deux parties [1.3]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Anagrams  10  hasasany, hisasana, isasahan, nisasaha, sasahina

Updated on 2023/01/20