Entry | 1 satokoa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] [Taimoro]
Fefy famandriham-biby tokana; raha vao tafiditra ao ny biby, dia milatsaka ny hidiny ary dia mihinana ny hanim-pandrika napetraka ao ilay biby (mangahazo no hanim-pandrika ho an' ny lambo) |
Anagrams | 4 akotsao, atosako, atsokao, satokoa |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |