Entry | 1 savana |
Root | 2 sava |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Tadiavina, karohina: Nosavana eran' ny tanàna ny mpangalatra ka hita 5 Jerena, tsirihina, zahana fatratra: Nosavan' ny mpampianatra ny sandrifin' ny ankizy rehetra fa nisy vola roanjato very tao am-pianarana 6 Atao tsy misy manentsina na manelingelina: Savao tsara ny lalana handehanan' ny manampahefana [1.1] |
Explanations in English |
7 to be cleared; to be closely inspected [1.7] |
Explanations in French |
8 qu'on examine de près, qu'on éclaircit [1.8] |
Examples |
9 Tsy maintsy savana anefa ireny eo ampidirana sao mitahiry fiadiana: [2.472] |
Morphology |
|
Anagrams | 14 asavan, nasava, savana, vasaña |
Updated on 2023/01/20 |