Entry | 1 sekoly |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Trano fianarana: Misy sekoly telo ao an-tanànanay |
Explanations in English |
4 [1.7] a school |
Explanations in French |
5 [1.8] école |
Examples |
6 Toa hatsangana, hono, ny sekoly maro ary holavorariana ny trano fitsaboana maro isan-karazany. [2.470] 7 Noroahina tao amin' ny sekoly aho. [2.472] 8 Teo Ambohijatovo avaratra ny sekoly; [2.356] |
Vocabulary |
9 Education |
Other spellings | 10 sokolo |
Compound words |
|
Anagrams | 14 |
Updated on 2025/01/21 |