|
|
|
|

Entry (1/2)1  sela
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fitsinjarana bitika indrindra amin' ny manana aina; mizara telo ny sala iray: ny vihy (zavatra kiboribory eo afovoany), ny sesitsela, manodidina azy, ary ny fonontsela izay mamaritra ny sala tsirairay avy
Explanations in French  4  [1.13] cellule
Examples  5  ny sela dia atokana hatao sela vaovao. [1.357#]
Vocabulary  6  Biology
Compound words 

Entry (2/2)18  Sela
Part of speech  19  name (biblical) [Full list]
Explanations in English  20  [2.996] Salah
Explanations in French  21  [2.996] Shélah
Examples  22  fa maty tanora ny roa, ary sela ilay fahatelo tsy nanana anarana hotantaraina. [1.38]
Vocabulary  23  Holy Scriptures
Synonyms  24  sale, sale, sale
Biblical quotes  25  Chapters and verses mentioning Sela
Article  26  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Sela

Anagrams  27 

Updated on 2025/01/21