Entry | 1 sembo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Bezanozano]
fitafiana, lambam-behivavy 4 [1.78] [Sihanaka] lamba 5 [1.78] [Tanala] fitafiana, lamba, akanjo 6 [1.1] Akanjo betsimisaraka vita amin' ny lamba izay zairina atohy amin' ny ambainy roa ka lasa toa lasaka misy vavany roa |
Vocabulary |
7 Economy: clothing |
Derivatives |
|
Anagrams | 9 sembo, sombe |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |