Entry | sendikà | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Fikambanan' olona iray asa na mitovy zo mijoro hiaro ny tombontsoany: Sendikan' ny Dokotera ~ Sendikan' ny Mpampiasa [1.1] | ||
Fikambanana miaro ny tombontsoa iombonana [1.13] | |||
Explanations in French | Syndicat [1.13] | ||
Examples | Malalaka ny fidirana aminà sendika.
[1.320] | ||
Morphology |
| ||
Origin | French: syndicat. | ||
Anagrams | sendikà, sikenda |
Updated on 2020/07/31 |