Entry | seriseriny (seriny) | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Liana fatratra, tia aoka izany; maimay sy dodona handeha na hanao zavatra; revo dia revo: Seriseriny erỳ izy nioty voninkazo hiarahabany an-drainy tonga fety [1.1] | |
Synonyms | seriny | |
Anagrams | seriseriny, sinerisery |
Updated on 2020/07/31 |