Entry | 1 serizà-sefo |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] [fr. sergent-chef] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny adijidà izay amboniny sy ny serizà tsotra ambaniny; mitovy laharana amin' ny martre faharoa, kilasy voalohany |
Vocabulary |
4 Military |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |