Entry | 1 sesehena |
Root | 2 sesika |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Be dia be, maso dia maso: Sesehena ny olona mihevitra toy izany ianao izany |
Explanations in English |
5 [1.7] very many |
Explanations in French |
6 [1.3] numerous, many, manifold. Probably derived from sesika 7 [1.3, 1.8] beaucoup 8 [1.3] nombreux, en grand nombre 9 [1.8] innombrable |
Examples |
10 ny votry, hoy R, betsaka sesehena ny votry ao; [2.48] 11 Ondry aman'omby sesehena no an'ilay mpanan-karena; [2.996] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Updated on 2025/02/02 |
![]() |