Entry (1/2) | 1 setraina |
Root | 2 setra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Toherina, tsenaina, tohanana: Nosetrain' ny miaramila ny famelezan' ny fahavalo [1.1] |
Explanations in English |
5 to be faced in opposition [1.7] |
Explanations in French |
6 à qui on fait face, qu'on oppose [1.8] |
Examples |
7 Tahaka ny tsilo handratra sy hangiri-firy no hosetrain' ny vady aman-janany ... [2.470] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 12 setraina |
Part of speech | 13 adjective |
Explanations in Malagasy |
14 be setrasetra [Sihanaka]
[1.78] |
Anagrams | 15 anistera, arañitse, itserana, ratsiena, reanitsa, retsiana, setraina |
Updated on 2023/01/20 |