Entry | sia | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | [Bara] Very, diso lalana [1.78] | ||||||
[Tanala] Very lalana, tsy mahita izay tena lalana aleha [1.78] | |||||||
[Tanosy] Very lalana [1.78] | |||||||
Fahadisoan-dalana, fiviliana, fibirioka Haitraitra, sitrapo: Olona be sisia Fandehanana foana atsỳ sy arỳ [1.1] | |||||||
Explanations in English | A turning aside, a wandering about [1.7] | ||||||
Explanations in French | Action de se détourner, d'errer par-ci par-là [1.8] | ||||||
Derivatives |
| ||||||
| |||||||
Synonyms | siasia | ||||||
Anagrams | isa, sia |
Updated on 2022/04/12 |