|
|
|
|

Entry1  siansa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fitambaran' ny fahaizana amam-pahalalan' ny olombelona momba ny toetran' ny zavaboary, ny hery ao aminy, sns... azo tamin' ny fandinihana ny toetrany sy ny fomba amam-pitsipika mifehy azy sy ny fanandramana [1.1]
Explanations in English  4  science [1.7]
Explanations in French  5  la science [1.8]
Examples  6  Hita koa fa efa nikasika ny siansa ny sain' ny Ntaolo. [2.285#]
7  Ho hitantsika amin' ny fianarana siansa ny andinidininy. [2.332#]
8  Famonoana fahavalo amin' ny fampiharana ny siansa angamba no metimety kokoa. [2.472]
Other spellings  9  siansy
Compound words 

Anagrams  11  asasin, asisan, isasan, nasasy, nasisa, nisasa, sanasy, sasany, sasina, siansa, sinasa, sisana

Updated on 2021/10/12