|
|
|
|

Entry (1/2)1  SIDA    
Part of speech  2  noun (acronym) [Full list]
Explanations in French  3  Syndrome d' Immuno-Déficience Acquise [3.1]
Examples  4  fa isan' ny ambany indrindra aty Afrika ny tahan' ny fisian' ny aretina sida (0, 95 - kanefa toa ambony kokoa noho izany ny tena tahan' ny fisian' io aretina io) [4.27#]
Vocabulary  5  Health
Analogs  6  vih
Illustrations 

Entry (2/2)10  Sida    
Part of speech  11  noun
Examples  12  ary koa amin' ny faritany rehetra: Lampsaka, ny Sparsiata, Delosa, Minda, Sisiona, Karia, Samosa, Pamfilia, Lisia, Halikarnasa, Roda, Faselisa, Kosa, sida, Aradosy, Gortina, Knida, Sipra, ary Sirena. [2.996#]
Vocabulary  13  Botany: scientific genera
Local names of plants 
14  Sida acuta  tsindahoro
15  Sida cordifolia  sepapaka, tsindahoro
16  Sida rhombifolia  aika, kasindahorina, kisindahorina, kisindahoro, kitsindahoro, sandroky, sindahoro, sindahorona, singahory, tsimaitofangady, tsimatipangady, tsindahoro, tsindahorona, tsindahory
17  Sida urens  satrikoefamaratra

Updated on 2024/11/29