Entry (1/3) | 1 silaka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 potika, sombina, vaky, tapaka 4 triatra, na vaky: Silaka ny nifiko 5 menatra: Silaka aho notenenin' ny lehibe teo imason' ny mpiara-miasa [1.1] |
Entry (2/3) | 6 silaka |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 hazo na vy asisika eo amin' ny hazo efa natomboka hotsofaina mba tsy hanery ny tsofa, na tsofoka eo anelanelan' ny vato ka velezina mba hahavaky ilay vato 9 Ny potiny na sombiny avy amin' ny zavatra novakina na vaky: Sila-mofo [1.1] 10 sombiny [1.13] |
Explanations in English |
11 a splinter, a small piece split off [1.7] |
Explanations in French |
12 éclat de bois, pierre qui s'écaille ou se sépare [1.8] |
Examples |
13 Samy mitana (mihazona) silaka voankena tsirairay ireo. [2.245#] 14 Izy ireo no tena foko feno fa ny sisa toa silaka foko ihany avokoa na ambiny aza. [2.606#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (3/3) | 23 silaka |
Part of speech | 24 noun |
Explanations in French |
25 partie: Silaka tontolon'i X = E [n] (Partie de X = E [n]) [1.13] |
Vocabulary |
26 Mathematics |
Compound words |
|
Anagrams | 35 asilak, lakasi, lakasy, salaky, salika, sikala, silaka |
Updated on 2023/10/08 |