Entry (1/2) | 1 silamo |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Religions, Beliefs |
Explanations in Malagasy |
4 Antokom-pivavahana naorin'i Mahometa, mino an'Andriamanitra tokana antsoiny hoe Allah, ary ny foto-pampianarany dia ao anatin'ny boky iray atao hoe Coran. Ny silamo dia miely eran'i Afrika (indrindra amin'ny ilany avaratra), any amin'ny tanin' ny Arabo, Tiorka, Irakianina, Iranianina...; tsy antokom-pivavahana fotsiny ihany ny silamo, fa mbola fitsipika iompanan'ny lalàm-panorenan'ny fanjakana misy azy avy [1.1] |
Entry (2/2) | 5 silamo |
Part of speech | 6 noun or adjective |
Vocabulary |
7 Religions, Beliefs |
Explanations in Malagasy |
8 Olona anisan' ny antokom-pivavahana miozolimanina, naorin' i Mahometa [1.1] |
Examples |
9 Fantatr' I Lidy tamin' ny fahitàny, indray alina iny, fa manasina sy milalao fanafody amin' ny fomba silamo, Ramanambeloma mivady. [2.470] |
Anagrams | 10 lamiso, misola, silamo, SOLIMA, somila |
Updated on 2020/07/31 |