Entry | 1 silina |
Root | 2 sily |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza zavatra izay tsy anomezana betsaka fa sombiny kely foana: Efa silinareo izaitsizy ity siramamy! Nahoana moa raha dia tsy omenareo mihitsy izahay ? 5 amidy na vidina lafo dia lafo [1.1] |
Morphology |
|
Anagrams | 10 nilasy, nisaly, silina, sinila |
Updated on 2023/01/20 |