Entry | 1 simbana |
Root | 2 simba |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Ampitondraina fahavoazana, ravana, levonina, rovitina, ratraina: Nosimban' Ikoto ny bokiko. / Nosimban' ny mpangalatra ny volinay 5 Ovana ho ratsy: Hosimban' ny naman-dratsy iny zanakao iny 6 Ampijalina, hétraketrahina, tsy itondrana roa: Tandremo sao simban' ialahy io zaza io mandritra ny tsy maha-eto ahy 7 Lotoina, anaovana fitondran-tena tsy mendrika: Nosimban' ny mpiasa tao antrano ilay zanany vavy [1.1] |
Explanations in French |
8 qu'on gâte, qu'on endommage, qu'on dégrade, qu'on défigure, qu'on tracasse, qu'on rend mauvais [1.3] |
Examples |
9 Izao ny anan' olona avy no nosimbanareo [2.117] |
Morphology |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word simbana |
Anagrams | 15 asimban, nasimba, sambany, simbana |
Updated on 2023/01/20 |