|
|
|
|

Entry1  sinava
Root  2  sava
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  voasava, savaina, zahana ao anaty zavatra: Nosinava tao anaty ahitra ny peratro no hita
5  hadina, diovina: Nosinava ny lalana sao latsaka teny ilay vola [1.1]
Explanations in French  6  qu’on a dégagé, éclairci, dissipé, diminué, fouillé, approfondi [1.3#589]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
Synonyms  10  voasava

Anagrams  11  asivan, isavan, nasavi, nasiva, nisava, savany, sinava, sivana, vasany

Updated on 2023/01/20