|
|
|
|

Entry1  sinema
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [frantsay cinéma] Fakana sary zavatra na olona mihetsika amin' ny bandy atao hoe filma izay ampidirina amin' ny fitaovana manokana ka mamoaka indray ilay sary sy feo nalaina; sarimihetsika [1.1]
Examples  4  Indraindray misy mahatsiaro hoe : Aiza ihany ilay sinema? [2.332#]
5  Nentiny nisakafo tany aminy tany ivelan' i Paris aho, nijery sinema, dia nentiny nody tamin' ny fiarakodiany. [2.356#]

Anagrams  6  simena, sinema

Updated on 2022/01/27