Entry (1/2) | 1 singa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Irery: Nahoana no mandeha singany izato izy? fa nankaiza Ramatoa? Ny ilany, ny iray amin' ireo zavatra iray aman' olona nairay lomisy: Ento atý ny singan-kiraroko ao ambany farafara ao Enti-milaza ny tenan-javatra alaina tsirairay: Hakako afokasoka tranony iray ve ianao? -- Tsia, singany iray ihany entina |
Examples |
4 ny asa fiarovana ny tontolo iainana sy ny singa fototra misy ao [4.27#] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 14 singa |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in French |
16 [1.13] élément |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 25 |
Updated on 2025/01/21 |