|
|
|
|

Entry (1/2)1  sinoa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ny firenana tompon-tany any amin' ny tany midadasik' i Sina: Ny Sinoa no be indrindra amin' ny mponina eto ambonin' ny tany [1.1]
Examples  4  Mpanao kaonty ami-mpivarotra sinoa rangahy io, izany hoe tsy dia manao ahoana ilay fianakaviana. [2.472]

Entry (2/2)5  sinoa
Part of speech  6  noun
Explanations in Malagasy  7  Mikasika an' i Sina, an' i Sina na avy any Sina: Anisan' ny sarotra amin' ny fiteny rehetra ny teny sinoa [1.1]

Anagrams  8  osina, saino, sinoa, sonia

Updated on 2020/07/31