|
|
|
|

Entry1  sintobe
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  (dihy) mamindra intelo (mitsatotsatoka) mandroso, manao tahaka io koa mihemotra... ka ny rehetra: mifampitan-tsoroka milahatra iray tomandavana an-drirana (misy hatramin' ny roapolo no laharany iray, ka telo diany, dia tsy sosohana intsony). [Bezanozano] [2.245#90]
Examples  4  Amin' ny dihy, dia ao ny trako, ny betatoato, ny vangaratra, ny mangoleda, ny tsiketraketraka, ny sintobe, ny elakelaka. [2.245]

Anagrams  5  bonitse, sintobe

Updated on 2020/07/31