Entry | 1 siotrafo |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Hazo kely lavalava fandrosoana sy famboarana ny kitay mba hirehetany tsara ao anaty fatana ary hanangonana ny vain' afo tsy hiparitaka [1.1] |
Other spellings | 4 soitrafo |
Anagrams | 5 fitsoroa, siotrafo, soitrafo |
Updated on 2020/07/31 |