|
|
|
|

Entry1  siramanta
Elementary words  2  sira, manta
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Vongan-javatra fotsifotsy mety levona ao anaty rano, izay manana tsiro manokana masimasina ka atao amin' ny hanina andrahoina, indrindra ny laoka, mba hanatsara ny tsirony: Tandremo sao be siramanta ny laoka
Fanasina
Ny haingon-teny mandravaka ny teny amin' ny kabary, na resaka ifanaovana: Be siramanta loatra ny lahatenin' ilay Rangahy
Synonyms  5  sira, siravato

Anagrams  6 

Updated on 2025/01/21