|
|
|
|

Entry1  sisilianina
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Sisily, faritany iray amin' ny tapak' i Italia atsimo: Mahatratra dimy tapitrisa mahery ny isan' ny Sisilianina
Momba an' i Sisily, an' i Sisily na avy any Sisily: Misionera sisilianina
Explanations in English  4  [3.1] Sicilian
Explanations in French  5  [3.1] sicilien, sicilienne
Vocabulary  6  Geography: countries, people
Analogs  7  sisily

Updated on 2024/12/12