Entry | soamarandrana | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Anarana ilazana ny tanavavy. (Maro ny anarana iantsoana ny tanavavy: atao hoe kamaitso izy raha mbola kely; soamarandrana na kamora, rehefa lehibe, ary kamarabe, rehefa antitrantitra, ilay izy masiaka mibetroka iny) [1.1] | |
Vocabulary | Zoology: reptiles, amphibians | |
Analogs | kamaitso ~ kamora ~ kamarabe ~ tanavavy | |
Updated on 2020/07/31 |