Entry | 1 sobilaitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fisolifaka, fandeha amin' ny zavatra malama ka mikorisa mila hianjera 4 Hadisoana kely tsy dia manao ahoana [1.1] |
Derivatives |
|
Anagrams | 8 abolasitry, abolisatry, asobilatry, sobilaitra |
Updated on 2020/07/31 |