Entry | 1 sodisody |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1#886] Fiverimberenana manodidina zavatra na olona imbetsaka; fahatongavana hijerijery fotsiny; fihelingelenana mba hizaha taratra; fihaodihaodiana manodidina zavatra, ka eny lavitra eny no mitazantazana sy manarangarana. |
Explanations in French |
4 [1.3#615] réserve, action de se tenir à l'écart par honte ou par timidité, action de rôder |
Derivatives |
|
Anagrams | 10 disodiso, sodisody |
Updated on 2025/01/21 |