Entry | 1 soflera |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [fr. chou-fleur] Karazan' anam-bazaha izay toy ny laisoa ny bikany nefa samy hafa karazana aminy, misy voniny mivondrona be eo afovoany ary io no hanina aminy fa tsy ny raviny akory [1.1] |
Vocabulary |
4 Botany: vegetable |
Updated on 2020/07/31 |