|
|
|
|

Entry1  soga
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Karazan-damba vita amin' ny landihazo
Explanations in English  4  [1.7] unbleached muslin fabric
Explanations in French  5  [1.8] tissu de coton écru
Examples  6  Tsy soga io Ragova a ! Tsy soga io, fa minoa ahy ianao. [2.472]
7  Malabary mitsoriadriaka maitso sy soga roa sosona araka ny maha tambanivohidahy azy no misampina eny an-tsoriny. [2.470]
Vocabulary  8  Economy: clothing

Updated on 2024/12/07