|
|
|
|

Entry1  soherina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Zana-dandy mbola miofo ao anatin' ny ombindandy; toetra faharoa ananan' ny landy aorian' ny maha-bibindandy azy; ny soherina dia mifono ao anaty akorany, ka "miomby" no ilazana azy amin' izay
4  [1.13] biby kely mbola hiofo ka tsy dia mihetsika loatra
Explanations in French  5  [1.13] chrysalide, nymphe
Vocabulary  6  Zoology: invertebrates
Proverbs  7  Proverbs containing the word soherina

Anagrams  8 

Updated on 2025/01/21