|
|
|
|

Entry1  sokajy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Antokon andia-miaramila madinika izay misy miaramila dimy amby roapolo
4  Fizarazaran' ny antoko na fikambanana iray: Misy sokajy efatra ao amin' ny Akademia Malagasy [1.1]
Explanations in English  5  a squad ; a division, a department [1.7]
Explanations in French  6  escouade de vingt-cinq soldats [1.3]
7  escouade; division, département [1.8]
8  classe, catégorie, section, groupe, ordre, série [1.5]
Examples  9  Narindra ho sokajy telo ireny litera ireny [2.442#]
10  Niala ny sokajin|sokajy-dRanary, dia niditra ny sokajin|sokajy hafa [2.270#]
11  Nisoko mangina tamin' ny sokajy ambany tao amin' ny tafika izany [2.472]
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
14  Names :
Compound words 

Anagrams  19  sokaji, sokajy

Updated on 2023/06/16