|
|
|
|

Entry1  sokera
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fiasan' ny mpandrafitra sy ny mpanao sary, izay ahazoany sy anipihany ny efa-joro marina
Fanodidinana toerana na tanàna
Trano mibikana sokera, izany hoe misy tohiny mitsivalana.
Explanations in English  4  [1.7] a carpenter's square
Explanations in French  5  [1.8] équerre de charpentier
Derivatives 
6  Active verbs :
7  Passive verbs :
8  Relative verbs :
9  Names :
Compound words 

Anagrams  14  resako, serako, sokera, sorake

Updated on 2025/01/21